milay ranga i Avelo nidor a!za maka anao e!ndrindra f lay rehf miantsa iny.Ra sipa za d ten nalaiko vady mits tw
donatien 01 <rijadona@yahoo.fr> (13.09.2013)
|
Raha mba te hianatra manotra kay dia aiza no tokony aleha?
Lahatra Tantano RABEKOTOALIJAONA <tantanorabekotoalijaona@hotmail.fr> (24.03.2013)
|
C'est un réel plaisir que de visiter votre site. Candy
Candy <candy_lol@ymail.com> (25.09.2012)
|
Ary efa ela no tsy nahenoako izay anarana Solofo José izay rey olona, nefa dia nomba ny taona "fony teny ambony dabilion-tsekoly" izay feony izay, ndryyyy. Mba ataovy maromaro ny sangan'asa aseho anay eto fa dia manina tampoka teo e. Dia mahavità be eo amin'ny sehatry ny kanto hatrany re. Rondro (sady zaza lehibe tao amin'ny CGM)
Rondro <rondro@malagasy.it> (25.05.2009)
|
Tokony mba manao tonokalo any koa izany I Linjo & Jina an!
Mir' A sy Dinah <miradinah@orange.fr> (18.05.2009)
|
Rahoviana i Tana Miranty no hiantsa mirary soa
Kiroa <kiroa Mirenty@yahoo.fr> (18.05.2009)
|
Ho an'i Hasina Andrianantoanina sy ny hafa koa, raha sanatria tsy ho afaka ka mila ny boky dia ho hita ao amin'ny varotra fampirantiana manomboka ny 02 hatramin'ny 6 jona ny boky FOTOANA MIHANTONA. Misaotra.
faribolana sandratra <faribolana.sandratra@gmail.com> (14.05.2009)
|
Tsy hitako izay holazaina nony injay tonga eto... Faly loatra ny fanahiko.... Hiezaka ho tonga any. Raha sanatria tsy afaka, moa ahoana ny fomba ahazoana ny boky ??
Hasina Andrianantoanina <hasinabcm@yahoo.fr> (13.05.2009)
|
Hay ve i zoky Solofo mbola any. Mavità soa ianareo dia miaraka aminareo an'eritreritra izahay aty Ukraine Zoky Solofo José a. Mampamangy any Dago
Rakotoary John <rakotoaryj@hotmail.com> (13.05.2009)
|
Hiezaka ny ho avy amin'io e, na soamry tery aza ny fotoana. Tsy maninona fa ahantona kely izy amin'io
nirihaja <hajaz2000@yahoo.fr> (11.05.2009)
|
Tandremo ary tsy itako any ry Linjo an, fa ho tena fotoana mihantona io.
Noro Lalaina <tsiky09@yahoo.fr> (11.05.2009)
|
Siora fa ho avy zahay e. Mankalaza
Anay Linjo Anjoanina <aldevoul@gmail.com> (11.05.2009)
|
|